|
|
|
|

Entrée 1  fitrangana
Radical  2 tranga
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina
5 Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay
6 Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1]
Combinaisons  7  3 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Anagrammes  8 fanatringa, fitrangana

Mis à jour le 2026/02/04