Entrée fitrebehana (trebika)
Partie du discours nom
Définition malgache Filentehan' (ny zava-maranitra ao anatin' ny zavatra tsindronina): Ny fitrebehan' ny lefon' ny mpihaza ao anaty kibon' ny lambo [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31