| Entrée | 1 fitrifana |
| Radical | 2 trifana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny olona na biby mitrifana, izany hoe tsy mipetraka tsara fa mirifatra atsy mirifatra aroa; fihavatravatra; fihoalahoala [1.1] |
| Anagrammes | 5 fanifitra, 6 fitrifana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|