Entrée fitrohana (troka)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fisintonana amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise fa tsy hainy ny fitrohana ny tsoka amin' ny taolana [Rajemisa 1985]
Traduction française   aspiration, absorption [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2009/11/06