|
|
|
|

Entrée1  fitrosana
Radical  2 trosa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fividianan-javatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy tsara velively ny fitrosana fa mahatonga ny tena, araka ny filazan' ny olona hoe, "volan' olona mandehandeha" [1.1]

Anagrammes  5 faritsona, 6 fitrosana, 7 fitsorana

Mis à jour le 2025/11/09