| Entrée | 1 fitsaboana |
| Radical | 2 tsabo |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana:
5 Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1] |
| Explications en anglais |
6 medical care and nursing
[1.7] |
| Explications en français |
7 soins médicaux
[1.8] |
| Exemples |
8 Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana?
[2.113#75]
9 Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. [2.285#89] |
| Vocabulaire | 10 Santé |
| Tous les mots composés | 11 trano fitsaboana |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|