| Entrée (1/2) | 1 fitsaikana |
| Radical | 2 tsaika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara [1.1] |
| Entrée (2/2) | 5 fitsaikana |
| Radical | 6 tsaika |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [1.1] |
| Synonymes | 9 fitsaihana |
| Anagrammes | 10 fitsaikana, 11 tafasikina, 12 tany fasika, 13 tsaikafina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|