|
|
|
|

Entrée1  fitsakatsaka
Radical  2 tsakatsaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetra na fomban' izay mitsakatsaka, izany hoe mandeha miditra anaty lobolobo, mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12