|
|
|
|

Entrée1  fitsangantsanganana
Radical  2 tsangantsangana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fandehandehanana atsỳ sy ary an-tongotra na anaty fiara mba haka rivotra na hiala voly.
5 Toerana faleha mitsangantsangana: Misy fitsangantsanganana mahafinaritra eny Ambodiatafana. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12