| Entrée | 1 fitselahana |
| Radical | 2 tselaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Firehetana, famirapiratana, fanjelanjelarana, fitselarana: Ny fitselahan' ny hazavana avy amin' ny vatoafo ao anatin' ny haizina [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|