Entrée fitsentsefana (tsentsitra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitrohana ranon-javatra amin' ny vava, fitrohana ny ao anaty zavatra: Ny fitsentsefan' ny renitantely ny mamin' ny voninkazo no anaovany ny maminy
¶ Fihinanana ny soa: Ny fitsentsefan' ny mpanjana-tany ny zanatany no ifikirany mafy aminy [Rajemisa 1985]
Définition française absorption, exploitation [SLP 1986]

2009/11/06