|
|
|
|

Entrée1  fitsiatsia
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tsiatsia
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba fakana rivotra na fialana voly amin' ny hatsiatsiaka
Fihatsaratsaran' ny marary, fanaretana: Amin' izao fitsiatsian' ny marary izao, dia azo atao tsara ny mamangy matetika

Mis à jour le 2025/07/29