Entrée fitsikarakara (tsikarakara)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mitsikarakara na makarakara, izany hoe mahalana ny rafiny na ny tenony na ny rariny ka hita ny ao anatiny: Tsy tiako ity lamba ity noho ny fitsikarakarany [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20