Entrée | 1 fitsikarohana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tsikaroka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |