| Entrée | 1 fitsikiloana |
| Radical | 2 tsikilo |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay rehetra ataon' ny olona iray, nefa tsy hitany; fitarafana, fizahana taratra: Raharaha sarotra ny fitsikiloana [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|