|
|
|
|

Entrée1  fitsilanesana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tsilany
Explications en malgache  4  [1.1] Fandriana ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana no fomba fandriana ahazoana aina tsara indrindra

Mis à jour le 2025/07/29