|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitsimbadihana
Radical  2 tsimbadika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan' Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny
5 Fihohofana: Ny fitsimbadihan' ny lakana no nahafaty azy
6 Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan' ny heviny toy izao [1.1]

Entrée (2/2)7  fitsimbadihana
Partie du discours  8  nom
Explications en français  9 transposition [1.13]
Vocabulaire  10  Mathématiques: géométrie

Mis à jour le 2025/11/17