|
|
|
|

Entrée1 fitsindrantsindrana
Radical  2tsindrantsindrana
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Fomba na toetran' ny olona mitsindrantsindrana, izany hoe mipelipelika tsy mahapetraka fa mankatsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12