| Entrée | 1 fitsinjarazarana | 
| Radical | 2 tsinjarazara | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Exemples | 4   Amin' ny fomba azo tsapaina, dia fitsinjarazarana ao amin' ny Kaominina ary miankina amin' ny Kaominina ny Fokontany
[4.27#] 5 nalahatra ho fianarana mihitsy ka ahitana fizarazarana sy fitsinjarazarana izay hahamora ny fitadidiana izay voalaza sy hahamora ny fandraisana ny fitohitohizan' ny hevitra [2.436#6] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |