|
|
|
|

Entrée1  fitsiriritana
Radical  2 tsiriritra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Araka ny voalazan' ny Baiboly dia heloka ny fieremana sy ny fitsiriritana.
5 Ao amin' ny Didy Folo dia atao mitovy saranga amin' ny vonoana olona sy ny fijangajangana ary ny halatra izany
6 (Eks. 20. 13-17).
7 Akana dia meloka tamin' izany, ka notoraham-bato ho faty
8 (Jos. 7. 16-26).
9 Ao amin' ny Testamenta Vaovao dia atao iray laharana ny fijangajangana sy ny fieremana
10 (1 Kor. 5. 11;
11 6. 9, 10;
12 Kol 3. 5;
13 Efes. 5. 3).
14 Avy amin' ny fampianaran' i Jesosy Kristy ny fampiraisana ny filaharan' ny fieremana amin' ny filan' ny nofo
15 (Mar. 7. 21, 22).
16 Araka ny fampianarana nataon' i Jesosy tamin' ny Apostoly dia mitovy ihany ny fanaram-po amin' ny filan' ny nofo sy ny fanampoana an' i Mamôna.
17 Ny Fiangonana Kristiana dia tokony handinika tsara ny fampianaran' ny Baiboly ny amin' ny fieremana, araka izay hita ao amin' ny
18 Jer. 22. 17 ;
19 Mik. 2. 2 ;
20 Lio. 12. 15 ;
21 Rom. 7. 7 ;
22 Efes. 5. 3).
23 1 Tim 6. 10 ;
24 Heb. 13. 5, ets.
25 Ny mpierina dia tsy mba handova ny fanjakan' Andriamanitra. [1.38]
26 Faniriana fatratra hanana na hihinana: Voararan' ny didin' Andriamanitra ny fitsiriritana ny fananan' olona [1.1]
Explications en anglais  27 covetousness [1.7]
Explications en français  28 convoitise [1.8]
Exemples  29  fitsiriritana tsy mendrika anao izany! [2.270]
30  tsy hamono olona noho ny fitsiriritana azy, na ny fananany na ny vadiny aman-janany na izay rehetra mety ho an' ilay olona; [2.508]
Synonymes  31 fieremana
Proverbes  32  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/13