Entrée | 1 fitsitaitaihana |
Radical | 2 tsitaitaika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Filatsahana tsy misesy fa mielanelana: Hararaoty izao mbola fitsitaitaihan' ny orana izao fa hirotsaka be io rehefa afaka kelikely Fanenon-dakolosy maneno dia miato: Ny fitsitaitaikan' ny lakolosim-paty Fahatongavana tsikelikely, miandalana: Nahoana dry no tsy tonga indray miaraka ianareo? Mahasosotra izao fitsitaitaihanaizao [1.1] |
Synonymes | 5 fitsitaitaika |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |