Entrée fitsobohana (tsoboka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitana, firobohana: Raha ho erỳ an-dafin-drano ianao, eto no fitsobohana fa marivo ny rano eto
Fidirana: Voarara ny fitsobohana ao amin' io trano io fa nisy matin' areti-mifindra tao [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05