| Entrée | 1 fivahotra |
| Radical | 2 vahotra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny olona mivahotra, izany hoe mijanona tsy mahahetsika, na ngolin' ny hatsiaka
[1.1] |
| Explications en français |
5 État de celui qui est transi de froid, saisi de crainte
[1.3] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|