| Entrée | 1 fivakavaka |
| Radical | 2 vakavaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetran' ny olona mivakavaka, izany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na fatahorany na toetrany mihitsy no mahatonga ny fivakavakany
[1.1] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|