| Entrée | 1 fivalozana | 
| Radical | 2 valo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a change of sentiment; regret, repentance [1.7] | 
| Explications en français | 6   repentir, pénitence [1.3#176, 1.8] 7 Action de demander pardon [1.3#176] | 
| Exemples | 8   Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa.
[2.857#176] | 
| Vocabulaire | 9 Emotions | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |