Entrée fivatsiana (vatsy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitondrana vatsy na sakefo entina hivahiny: Ny fivatsiana no zavatra voalohany atao roba misy dia kasaina
¶ Fitondrana, firongoana: Inona no hevitr' izao fivatsiana fiadiana izao [Rajemisa 1985]

2009/02/23