| Entrée | 1 fivezenana |
| Radical | 2 vezina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fironana, fihetsehan-javatra malefolefo toy ny rotsa-kazo izay atsatoka amin' ny tany ka arona miankavia na miankavanana dia miverina amin' ny toerany teo aloha indray [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|