Entrée fivoizana (voy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso ny lakana ary kapohina mandroso kosa raha tiana hiverina ny lakana [Rajemisa 1985]

2009/02/23