Entrée fivoravorana (voravora)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiboraborana, fiketrahana, figoragorana: Manahirana ny fitondrana an' io entana io noho ny fivoravorony
Fitaraikiraikena, fiveraverana: Noho ny fivoravoranao no nahavaky io kaopy io [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05