|
|
|
|

Entrée1 fivorovoroana
Radical  2vorovoro
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fikorontanana, fisafotofotoana, fisaritahana: Mahasosotra ny mijery itỳ fivorovoroan' ny akanjonao [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12