Entrée fivozezehana (vozezika (zezika))
Partie du discours nom
Définition malgache Fiavosana, fifanongoavana: Ny fivozezehan' ny boky eo ambony latabatra
¶ Fahatongavana mirohotra maro be: Tsy hita holazaina ny fivozezehan' ny ankizy teo amin' ny nisy an' ireo olona niady [Rajemisa 1985]
Traduction française L’entassement, l’action d’aller, d’arriver en foule, le lieu [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31