|
|
|
|

Entrée1 fizahozahoana
Radical  2izahozaho
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fiheverana ny tena ho zavatra, ka ny tena foana no tenenina [1.1]
Explications en français  5 L'action de parler de soi, de se mettre en avant, en relief. [1.3#287]
6 Action de se mettre en avant, prétention. [1.5]
Exemples  7 hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana. [2.895#]
8 fizahozahoana sy fihetraketrahana ao amin'ny ankilany ary tahotahotra sy fandefideferana eo amin'ny andaniny no tsy maintsy nateraky ny fiaraha-miaina toy izany. [2.503#]

Anagrammes  9 fihazohazoana, 10 fizahozahoana

Mis à jour le 2025/09/12