Entrée fizika
Partie du discours nom
Définition malgache Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny toetoetran' ny zavatra ankapobeny sy ny lalàna mifehy azy ka mety hanova ny bika aman' endriny fa tsy manova ny maha-izy azy [Rajemisa 1985]
Définition française physique [SLP 1986]

2009/10/31