| Entrée (1/2) | 1 foaraka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Omby novonoina ho sorona mba tsy hisian' ny loza intsony aorian' ny fandevenana ny maty [1.1] |
| Explications en anglais |
4 the beef used in the ceremony of the afana. [1.2] |
| Tous les mots composés | 5 henam-poaraka |
| Entrée (2/2) | 6 foaraka |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 zavatra simbana na mpombaina ny maty, babo [Sihanaka]
[1.78] |
| Anagrammes | 9 arafoka, 10 arak-afo, 11 foaraka |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|