|
|
|
|

Entrée1  foforina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  fofotra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Hetsehina mba hamoaka rivotra hitsoka afo: Tsy mbola azo foforina ny tafoforana
Hafanaina: Efa nofoforinao tsara ve ny vy?
Ampiasaina tsara: Tsy nofoforinao loatra ireto mpianatra ireto ka eo ho eo ihany ny fahaizany
Asiana, velezina: Nofoforiny tamin' ny tehina ny zanany
Explications en anglais  9  [1.2] to be blown by bellows, as the fire, etc.
Explications en français  10  [1.3] qu'on agite pour souffler, qu'on chauffe: Tsy mbola azony foforina ny tafoforana (Il ne peut pas encore faire mouvoir le soufflet) ~ Tsy mbola no foforina tsara ny vy (Le fer n'a pas encore été bien chauffé)
qu'on active: Tokony nofoforinao kely ireo mpiasa ireo (Il vous faut activer un peu ces travailleurs)
à qui on donne un coup: Nofoforiny tamy ny tohina izy (Il lui a donné un coup de canne)

Anagrammes  11  fiforona, foforina, ifoforan, nifofora

Mis à jour le 2025/07/29