Entrée fom > fona
Partie du discours nom
Explications en malgache Fialan' ny nifin' ny ankizy hisolo ny tena maharitra [1.1]
Explications en français Mue des dents, perte des dents de lait [1.3]
Dérivés 

Entrée fom > fona
Partie du discours Non spécifié
Explications en malgache Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka [1.1]
Dérivés 

Entrée fom > fona
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra somary volomparasy nahatonga ny anaran-kazo mitovy volo aminy hoe volombodimpona [1.1]
Explications en anglais A bird with a black body and red tail feathers. [1.2]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Entrée fom > fo
Partie du discours nom
Explications en malgache Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana [1.1]
Explications en anglais The heart (physical) [1.2]
 The heart [1.7]
Explications en français Coeur [1.3, 1.8, 1.13]
 Intérieur, moelle de certaines plantes [1.3]
 (tous les dialectes) Sens général : le coeur, les organes internes, la matrice quand il s'agit des femmes ; pour les plantes : nom de la moelle quand elle est particulièrement légère et molle. On les emploie pour bourrer les coussins, pour faire des compresses, etc. [1.196]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : fo, foko, fonao, fony, fontsika, fonay, fonareo, fon', fon-, fom-
Préfixée : -po, -poko, -ponao, -pony, -pontsika, -ponay, -ponareo, -pon', -pon-, -pom-
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Anthroponymes 
Toponymes 
Proverbes 

Entrée fom > fo
Partie du discours nom
Explications en malgache Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy [1.1]
Explications en anglais The heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition [1.2]
Explications en français Volonté, courage, désir, intention [1.3]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : fo, foko, fonao, fony, fontsika, fonay, fonareo, fon', fon-, fom-
Préfixée : -po, -poko, -ponao, -pony, -pontsika, -ponay, -ponareo, -pon', -pon-, -pom-
Dérivés 
 
Mots composés 
Titres Vavaka ao am-po
Proverbes 
Articles 

Entrée fom > fo
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en anglais  [Provincial] foana [1.2]

Entrée fom > fo~
Partie du discours préfixe [Mots avec fo~]
Explications en malgache Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), [1.1]
Explications en français Préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), forofotra ( rofotra) [1.12]

Anagrammes