Entrée fona
Partie du discours nom
Définition malgache Fialan' ny nifin' ny ankizy hisolo ny tena maharitra [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée fona
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée fona
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra somary volomparasy nahatonga ny anaran-kazo mitovy volo aminy hoe volombodimpona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a bird with a black body and red tail feathers. [Richardson 1885]
Vocabulaire 

2010/05/06