| Entrée | 1 fongatina |
| Radical | 2 fongatra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [1.1] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 9 fongarina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|