Entrée forana (fora)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Didiana foitra, atao hasoavana, tapahina, tsongoina: Noforana omaly ny zanak' anabaviko [1.1]
Explications en anglais To be circumcised [1.2, 1.7]
Explications en français Qu'on circoncit [1.8]
Morphologie 
Présent : forana, forako, foranao, forany, forantsika, foranay, foranareo, foran', foran-, foram-, fora-
Passé : noforana, noforako, noforanao, noforany, noforantsika, noforanay, noforanareo, noforan', noforan-, noforam-, nofora-
Futur : hoforana, hoforako, hoforanao, hoforany, hoforantsika, hoforanay, hoforanareo, hoforan', hoforan-, hoforam-, hofora-
Impératif : forao

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20