Entrée forongo
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-javatra miaraka amin' ny tena, entana tsy mahasaraka na iadidiana: Ny kitapo, solaitra, pensily, boky... no forongon' ny mpianatra [Rajemisa 1985]
Définition française accessoire [SLP 1986]
Synonymes firongo

2010/01/22