| Entrée | 1 foronina |
| Radical | 2 forona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao misy, nefa tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny hevitrao, izao tontolo izao?
5 Amboarina, atao: Misy hira, vaovao indray noforonin-dRakoto / Inona izany kilalao noforonin' Isambilo izany? [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be formed, to be fashioned, to be created.
[1.2] 7 to be created to be formed or fashioned [1.7] |
| Explications en français |
8 qu'on crée, qu'on forme, qu'on invente
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 2 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|