|
|
|
|

Entrée1  foto-kevitra
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  fototra, hevitra
Explications en malgache  4  [1.1] zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra
5  [1.13] fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana
Explications en français  6  [1.13] idéologie
7  [1.66.fr#918] thèse
8  [1.5#143] thème
Exemples  9  [1.369#] Mitory ny zavamisy ara-tantara mba hiezaka hanafaka ny Quart Monde, tsy maintsy nitaky fandrafetana fotokevitra sy asa hafa kely taminay izany.
10  [4.27#2012/09/17] Tany am-boalohany dia nanenika ny sehatra rehetra ny tafika noho ny fotokevitra sosialista avy amin' ny filoha Didier Ratsiraka manao hoe « ny miaramila dia mpitolona manao fanamiana.
Vocabulaire  11  Philosophie
Synonymes  12  firehan-kevitra

Mis à jour le 2025/07/29