Entrée fotografia
Partie du discours nom
Explications en malgache Fakana sary amin' ny alalan' ny hazavana avy amin' ny zavatra alain-tsary izay miraikitra amin' ny plaky natao manokana ho amin' izany ka apetaka amin' ny taratasy ary mamoaka ilay sary ny sary azo amin' izany, ka amin' izay izy dia matetika atao hoe "sary foto": Ny fotografian' ny fianakaviana [1.1]
Origine Français: photographie.

Mis à jour le 2020/07/31