Entrée foto-kevitra (fototra, hevitra)
Partie du discours expression
Définition malgache zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra [Rajemisa 1985]
 fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana [SLP 1986]
Définition française idéologie [SLP 1986]
 thèse [Rakotonaivo 1993]
Vocabulaire 
Synonymes firehan-kevitra
Exemples 
1Mitory ny zavamisy ara-tantara mba hiezaka hanafaka ny Quart Monde, tsy maintsy nitaky fandrafetana fotokevitra sy asa hafa kely taminay izany. [Wresinski: Mahantra]
2Tany am-boalohany dia nanenika ny sehatra rehetra ny tafika noho ny fotokevitra sosialista avy amin' ny filoha Didier Ratsiraka manao hoe « ny miaramila dia mpitolona manao fanamiana. [SeFaFi ]

2020/01/13