|
|
|
|

Entrée1  gagilahy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 (fahasimban' ny hoe gigalahy) Kingalahy, famantsilahy, sifotra antitra [1.1]
4 Mr. Richardson nihevitra ity ho fiovan' ny hoe gagalahy; mompera Malzac kosa milaza azy ho fiovan' ny hoe gigalahy. Samy tsy re eto Imerina anefa ireo; ny heno matetika dia ny hoe gaigilahy, gaigibe. Koa ataonay fa ny marina dia izao: fiovan' ny hoe gaigilahy izy. Ny heviny dia fandokafana hoe: kanto, fatratra, fetsy, kinga mahay. Toy izany koa ny hoe gaginy. [1.10]
Explications en anglais  5 Same as adalalahy Probably a corruption of gagalahy [1.2]
Explications en français  6 (corruption de gigalahy), qui a l'expérience, consommé dans [1.3]

Anagrammes  gagilahy, 7 gigalahy

Mis à jour le 2025/12/08