| Entrée | 1 gejaina |
| Radical | 2geja |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4Fatorana mafy: Gejao ity kofehy.
5Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany. 6Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy. 7Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra. [1.1] |
| Explications en anglais |
8to be grasped, to be squeezed.
[1.7] |
| Explications en français |
9qu'on serre qu'on étreint.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 14gejana |
| Anagrammes | 15 gejaina, 16 igejana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|