Entrée godro
Partie du discours   nom
Définition malgache   Aretim-pamavany mitsakotsako sy manaintaina vokatry ny fahanterana na ny halemen' ny hozatra, ka ny lohalika no mazàna voany [Rajemisa 1985]
Définition française   [Tankarana] maladie violente avec fièvre. [David 1952 (takila G)]
Vocabulaire  
Synonymes   gaotra

Mis à jour le 2017/03/10