Entrée gogo
Partie du discours nom
Explications en français Voir gogogogo, plus usité [1.3]
Dérivés 
Toponymes 

Entrée gogo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm ( Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [1.1]
Explications en anglais A kind of fish [1.2]
Nom scientifique Arius madagascariensis
Vocabulaire 
Synonymes vahona

Entrée gogo
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Sakalava] A species of crocodile [1.2]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/02/22