Entrée gorobaka (robaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Loaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise pierced through [Hallanger 1973]
Définition française percé de part en part [Hallanger 1974]
Exemples 
1Notsindrotsindroniny tamin' ny sabatra ny rindrina ka gorobaka. [Rabary: Daty, page 252]
2Ny andro amin' ny herinandro kosa dia toa izao: ny alahady andro mahery, ny alatsinainy andro mena, ny talata andro gorobaka, ny alarobia tsy miverina, ny alakamisy manantena hisy, ny zomà andro mainty, ny asabotsy andro mibontsina. [Rahajarizafy: Filozofia, page 106]
Dérivations 

Entrée gorobaka
Partie du discours nom
Définition anglaise deceit. See fitaka. [Richardson 1885]

2017/06/18