Entrée | 1 gramera |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [3.1] fitsipipitenenana |
Exemples |
4 [2.245#] Tsy nanao gramera izy, tsy hainy angamba. 5 [2.113#] Nisy koa nanoratra gramera malagasy tamin' ny fiteny frantsay, - momba ny Tantara : G. 6 [2.285#] Hatrany an-tendrony avaratra ka hatrany atsimo dia iray ny gramera, iray ny santaksa, ary ny ankamaroany aza dia iraisana ny teny tsirairay. |
Vocabulaire |
7 Linguistique |
Titres |
Mis à jour le 2025/06/24 |
![]() |